Toro-lalana feno momba ny fanodinana karaoty ho lasa vokatra ara-barotra
Ahoana ny fomba hividianana
- Mandefa fandoavana amin’ny iray amin’ireo fomba etsy ambony (Mvola / Orange / Airtel ).
- Ataovy screenshot ny porofo fandoavana.
- Fenoy ny taratasy etsy ambany (anarana, mail, vola, ary porofo fandoavana).
- Aorian’ny fanamarinana dia halefaina amin’ny mail-nao ny eBook (PDF).
Form fametrahana porofo fandoavana
Raha tsy tianao ny mampiasa ity form ity dia afaka mandefa mivantana amin'ny mail: tsironimadagasikara@gmail.com miaraka amin'ny anarana, mail, vola, fomba nandoa ary sary porofo.
Fomba fandefasana ny eBook
- Hanamarina ny porofo izahay ao anatin'ny 24 ora.
- Rehefa voamarina dia halefa amin'ny mail-nao ny rohy misintona (PDF).
- Raha misy olana dia hifandray amin’ny mail-nao izahay.

Commentaires
Enregistrer un commentaire